乐器
Ensembles
Genres
作曲家
演奏者

歌词:Melky. Other. Anao.


iza intsony moa no hihaino ahy raha hitaraina
raha tsy eo ianao angaina
iza ihany koa no mba hihantahantana
raha tsy eo ianao lasana
tena tsaroana ho banga
raha izany tokoa no hitranga

aza ilaozanao irery eto aho fa ory ity fo torotoro
raha ny amiko rehetra tsy mba mandao
f' efa anao anao manontolo

tsisy hafa antenaina
f' efa ianao no hery sy aina
ampisokata ilay maraina
miran avokoa izany saina sy fo
efa henika anao toko
sarotra ho ahy ny hanavao
efa feno tanteraka anao

aza ilaozanao .....

na iza hiseo andrabiraby eo
ny foko efa tia tsy ho leo
fa inao ihany
no mamiko indrindra eto antany

aza ilaozanao

(Merci a Tera pour cettes paroles)
Melky
最近的搜索请求